\v 8 Mahonona tegna, membena. Ny favalonareo, de ny devoly, mignodidigna ôtran'ny liona mitrerogna, mitady ze ôla ho arapagny. \v 9 Manoera an'azy. Miorena amin'ny finônareo. Fantatrareo fa zany fahorena zany de manjo ny firaisan'reo mpino magnerana an'zao tontolo zo ihany kô.