plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/04/19.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 19 Mitia tsika satria Andriamanitra nite antsika vôlôny. \v 20 Raha misy ôla miteny hoe: "Teko Andriamanitra" nefa mankahala ny rahalany, de mpandainga izy. Fa le raika ze tsy mite ny rahalany, ze hitany de tsy afaka ny hite an'Andriamanitra, ze tsy hitany. \v 21 Ary zany ihany kô no didy ze anagnantsika avy amin'Azy: N'iza n'iza mitia an'Andriamanitra de tsy maintsy mitia ny rahalany ihany kô.