plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/04/15.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 15 N'iza n'iza magneky fa Jesosy de Zanaka làn'Andriamanitra, de mipetra akao amin'azy Andriamanitra ary izy akao amin'Andriamanitra. \v 16 Tsika ihany kô de nafantatra ary nino ny fitiavana ze efa nagnanan'Andriamanitra ho antsika. Andriamanitra de fitiavana, ary le raika ze mipetra am'zany fitiavana zany de mipetraka akao amin'Andriamanitra, ary Andriamanitra de mipetraka akao amin'azy.