plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/04/04.txt

1 line
533 B
Plaintext

\v 4 Anareo de avy amin'Andriamanitra, ry zanaka malala, ary efa nandresy an'azy reo, satria le raika ze akao aminareo de geda mihôtra no le raika ze aketo am'zao tontolo zao. \v 5 Zareo de avy am'zao tontolo zao; no zany ze lazain'jareo de avy am'zao tontolo zao daôly, ary zao tontolo zao de mitaino an'jareo. \v 6 Avy amin'Andriamanitra tsika. Ze mafantatra ny Tompo de mareigny antsika. Izy ze tsy avy amin'Andriamanitra de tsy mareigny antsika. Am'zany no afantarantsika ny fagnan'ny famarinana sy ny fagnan'ny tsy famarinana.