plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/03/19.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 19 Avy am'zany no hafantarantsika fa avy amin'ny famarinana tsika, ary mampatoky ny fontsika akeo agnatrehany tsika. \v 20 Fa raha magnameloka antsika ny fontsika, Andriamanitra de geda nony fontsika, ary mafantatra ny ra-daôly Izy. \v 21 Ry malala, raha tsy magnameloka antsika ny fontsika, de managna fatokisana an'Andriamanitra tsika.\v 22 N'ino n'ino angatantsika de ho azontsika avy amin'Azy, satria tsika mitandrina reo didiny sy magnano ze ankasitrahany akeo agnatrehany.