plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/02/12.txt

1 line
577 B
Plaintext

\v 12 \v 13 \v 14 Manoratra ho an'nareo za, ry zanaka malala, satria reo fahotanareo de vôvela non'ny agnarany. Manoratra ho an'nareo za, ry ray, satria fantatrareo le raika avy amin'ny fendohana. Manoratra ho an'nareo za, ry gaogna, satria noresenareo le ratsy. Efa nanoratra ho an'nareo za, ry zaza madinika, satria nareo de mafantatra ny Ray. Efa nanoratra ho an'nareo za, ry ray, satria fantatrareo le avy amin'ny fendohana. Efa nanoratra ho an'nareo za, ry gaogna satria mafy nareo, ary ny tenin'Andriamanitra de mitôtra akao aminareo, ary nareo de efa nandesy le ratsy.