plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/03/01.txt

1 line
538 B
Plaintext

\v 1 Salan'ino ny fitiavana nomen'ny Ray antsika, mba hentsovana antsika hoe zanak'Andriamanitra, ary zany tsika. No zany antony zany, zao tontolo zao de tsy mafantatra antsika, satria tsy mafantatra an'azy. \v 2 Ry malala, zanak'Andriamanitra tsika am'zao, ary zany de mbola tsy nolazaina hoe salan'ino tsika. Tsika de mafantatra fa rafa mibôgna i Kristy, de ôtran'Azy tsika, satria natazagna an'Azy ôtran'Azy tsika. \v 3 Reo ze managna an'zany fatokisana momba ny ho avy mifototra amin'azy de magnadio ny tegnany mba hadio salan'Azy.