plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/05/01.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 1 N'iza n'iza mino fa i Jesosy no Kristy naterak'Andriamanitra, ary n'iza n'iza te ny Ray ihany kô de te ny zanaka naterany. \v 2 No zany no afantarantsika fa tentsika reo zanak'Andriamanitra: rafa te an'Andriamanitra sy magnatanteraka reo didiny tsika. \v 3 Satria zany no fitiavana ho an'Andriamanitra de ny hagnatanterantsika reo didiny. Ary reo didiny de tsy mavesatra.