plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/04/17.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 17 No zany fitiavan zany de notanterahina tamintsika, mba hanagnantsika fatokisana amin'ny andron'ny fitsarana, satria ôtran'Azy, de ôtran'zany kô tsika aketo am'ty tany ty. \v 18 Tsisy tatra akao amin'ny fitiavana. Fa kosany, ny fitiavana tanteraka de magnala ny tatra, satria ny tatra de tsy maintsy miaraka amin'ny sazy. Fa le raika ze matatra de tsy natao ho tanteraka akao amin'ny fitiavana.