plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/04/11.txt

1 line
538 B
Plaintext

\v 11 Ry malala, raha te lôtra antsika Andriamanitra, de tokony hifankate ihany kô tsika. \v 12 Tsy mbola nisy natazagna an'Andriamanitra. Fa raha mifankate tsika, de mitôtra akao amintsika Andriamanitra ary ny fitiavany de tanteraka akao amintsika. \v 13 Am'zany no afantarantsika fa mipetrak akao amin'Azy tsika ary izy akao amintsika, satria izy de nagnome antsika ny sasagny amin'ny Fagnany. \v 14 Ary ihany kô, efa natazagna tsika sy efa mijoro vavolombelona fa ny Ray de efa nandefa ny Zanany là ho Mpamonjy an'zao tontolo zao.