plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/03/16.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 16 Am'zany no hafantarantsika ny fitiavana, satria Kristy nagnolotra ny aigny ho antsika. Tsika ihany kô de tokony magnolotra ny aigntsika ho an'reo rahala. \v 17 Fa n'iza n'iza managna ny haren'zao tontolo zao, ka matazagna ny fasahiranan'ny rahalany, ry magnidy ny fony tsy hangoraka an'azy, amin'ny fomba manakôry no itoeran'ny fitiavan'Andriamanitra akao amin'azy? \v 18 Ry zanako malalako, aoka tsika tsy hite amin'ny teny na ko amin'ny vava, fa amin'ny asa sy famarinana.