plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/02/24.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 24 Fa ho an'nareo, aoka ze reigninareo hatramin'ny fedohana hitoetra akao aminareo. Raha ze reigninareo hatramin'ny fedohana no mitoetra akao aminareo, de hitoetra akao amin'ny Zanaka sy akao amin'ny Ray ihany kô nareo. \v 25 Zany no fampanantenana nomeny antsika: de ny fiaignana mandrakizay. \v 26 Efa nanoratra an'zany ra zany ho an'nareo za momban'reo ze hitondra an'nareo amin'ny lalan-diso.