plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/02/15.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 15 Aza mitia an'zao tontolo zao na reo ra akeo amin'azy. Raha misy mitia an'zao tontolo zao, de tsy akao amin'azy ny fitiavan'ny Ray. \v 16 Fa ny ra daôly ze akao am'zao tontolo zao de ny filan'ny nofo, ny filan'ny maso, ary ny fieboebon'ny fiaignana ze tsy avy amin'ny Ray fa avy am'zao tontolo zao. \v 17 Zao tontolo zao sy ny filany de mandalo. Fa n'iza n'iza magnano ny sitrapon'Andriamanitra de hitoetra mandrakizay.