plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/02/09.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 9 Le raika ze miteny fa akao amin'ny mazava izy ary makahala ny rahalany de akao agnatin'ny haizigna hatramin'zao. \v 10 Le raika ze mitia ny rahalany de mitôtra akao amin'ny mazava ary tsy hisy fotôna hanafitohinana an'azy. \v 11 Fa le raika ze mankahala ny rahalany akao amin'ny haizina de mandeha akao amin'ny haizigna; izy de tsy mafantatra ze aleny, satria ny haizigna de efa najamba ny masony.