plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/01/05.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 5 Zao no hafatra ze efa reigninay avy tamin'azy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra de fazavana, ary akao amin'Azy de tsy misy haizina mihitsy. \v 6 Raha milaza tsika fa managna fifandraisana amin'Azy ary mande akao agnatin'ny haizigna, de mandenga tsika ary tsy magnano ny marina.\v 7 Kanefa raha mande akao amin'ny fazavana tsika ôtran'Azy, de managna fifandraisana amin'ny tsiraikaraika avy tsika, ary ny ràn'i Jesosy Zanany no manadio antsika amin'ny fahotana daôly.