plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/01/01.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 1 Ze hatramin'ny fendohana sy ze efa reigninay, ze efa tazagnay, ze efa nojerenay, ary ze efa nokasin'ny tagnanay, zany de momba ny Tenin'ny fiaignana. \v 2 Salan'zany ihany kô, ny fiaignana de nampafantarian, ary efa tazagnay zany, ka mitsangana vavolombelona am'zany zahay. Zahay de magnambara aminareo ny fiaignana mandrakizay, ze tao amin'ny Ray, ary ze efa nampafantarian an'nay.