\v 3 Ze efa tazagnay sy reigninay de ambaranay aminareo ihany kô, mba hanagnanay fifandraisana aminay kô. Ny fifandraisana misy akeo aminay de amin'ny Ray sy amin'ny Zanany, Jesosy Kristy. \v 4 Salan'zany ihany kô, manoratra an'reo ra reo ho an'nareo zahay mba ho tanteraka ny fifalentsika. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny talô sasagny de mivaky salan'zao: "Ary manoratra reo ra reo zahay mba ho tanteraka ny fifalenareo."]