diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index 45b09a4..006e27f 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Ry malala, aza mino ny fagna daôly. Fa kosany, tsapao reo fagna mba ahitana fa avy amin'Andriamanitra izy reo, satria mpaminagny sandoka maro no efa tonga am'zao tontolo zao. \v 2 Am'zany no afantaranareo ny Fagnan'Andriamanitra ny fagna ze magneky an'i Jesosy Kristy ze tonga nofo de avy amin'Andriamanitra, \v 3 ary ny fagna daôly ze tsy magneky fa Jesosy de tsy avy amin'Andriamanitra. De zany ny fagnan'ny anti-Kristy, ze efa reigninareo fa ho avy, ary am'zao de efa aketo amintsika zany. \ No newline at end of file +\c 4 \v 1 Ry malala, aza mino ny fagna daôly. Fa kosany, tsapao reo fagna mba ahitana fa avy amin'Andriamanitra izy reo, satria mpaminagny sandoka maro no efa tonga am'zao tontolo zao. \v 2 Am'zany no afantaranareo ny Fagnan'Andriamanitra ny fagna ze magneky an'i Jesosy Kristy ze tonga nofo de avy amin'Andriamanitra, \v 3 ary ny fagna daôly ze tsy magneky fa Jesosy de tsy avy amin'Andriamanitra. De zany ny fagnan'ny anti-Kristy, ze efa reigninareo fa ho avy, ary am'zao de efa aketo amintsika zany. [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky ôtran'zao: "Ary ny fagna daôly ze tsy magneky fa Jesosy tonga nofo de tsy avy amin'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index ec6d2d9..8f90794 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -67,7 +67,6 @@ "03-19", "03-23", "04-title", - "04-01", "04-04", "04-07", "04-09",