auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 08:20:13 +08:00 committed by root
parent 55da56ab37
commit dd74f56e97
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy am'zany no hafantarantsika fa avy amin'ny famarinana tsika, ary mampatoky ny fontsika akeo agnatrehany tsika. Fa raha magnameloka antsika ny fontsika, Andriamanitra de geda nony fontsika, ary mafantatra ny ra-daôly Izy. Ry malala, raha tsy magnameloka antsika ny fontsika, de managna fatokisana an'Andriamanitra tsika. N'ino n'ino angatantsika de ho azontsika avy amin'Azy, satria tsika mitandrina reo didiny sy magnano ze ankasitrahany
Avy am'zany no hafantarantsika fa avy amin'ny famarinana tsika, ary mampatoky ny fontsika akeo agnatrehany tsika. Fa raha magnameloka antsika ny fontsika, Andriamanitra de geda nony fontsika, ary mafantatra ny ra-daôly Izy. Ry malala, raha tsy magnameloka antsika ny fontsika, de managna fatokisana an'Andriamanitra tsika. N'ino n'ino angatantsika de ho azontsika avy amin'Azy, satria tsika mitandrina reo didiny sy magnano ze ankasitrahany akeo agnatrehany.

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zao no didiny: tokony mino ny agnaran'ny Zanany Jesosy Kristy ary mifankate tsika, salan'ny efa nagnomezany antsika an'zany didy zany. Ny raika ze mitazona an'reo didin'Andriamanitra de mipetra akao amin'