diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index 006e27f..5c47689 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 4 \v 1 Ry malala, aza mino ny fagna daôly. Fa kosany, tsapao reo fagna mba ahitana fa avy amin'Andriamanitra izy reo, satria mpaminagny sandoka maro no efa tonga am'zao tontolo zao. \v 2 Am'zany no afantaranareo ny Fagnan'Andriamanitra ny fagna ze magneky an'i Jesosy Kristy ze tonga nofo de avy amin'Andriamanitra, \v 3 ary ny fagna daôly ze tsy magneky fa Jesosy de tsy avy amin'Andriamanitra. De zany ny fagnan'ny anti-Kristy, ze efa reigninareo fa ho avy, ary am'zao de efa aketo amintsika zany. [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky ôtran'zao: "Ary ny fagna daôly ze tsy magneky fa Jesosy tonga nofo de tsy avy amin'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\c 4 \v 1 Ry malala, aza mino ny fagna daôly. Fa kosany, tsapao reo fagna mba ahitana fa avy amin'Andriamanitra izy reo, satria mpaminagny sandoka maro no efa tonga am'zao tontolo zao. \v 2 Am'zany no afantaranareo ny Fagnan'Andriamanitra ny fagna ze magneky an'i Jesosy Kristy ze tonga nofo de avy amin'Andriamanitra, \v 3 ary ny fagna daôly ze tsy magneky fa Jesosy de tsy avy amin'Andriamanitra. De zany ny fagnan'ny anti-Kristy, ze efa reigninareo fa ho avy, ary am'zao de efa aketo amintsika zany. [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky ôtran'zao: "Ary ny fagna daôly ze tsy magneky fa Jesosy tonga nofo de tsy avy amin'Andriamanitra. De zany ny fagnan'ny anti-Kristy, ze efa reigninareo fa ho avy, ary am'zao de efa aketo amintsika zany.] \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 8f90794..799b882 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -67,6 +67,7 @@ "03-19", "03-23", "04-title", + "04-01", "04-04", "04-07", "04-09", @@ -77,6 +78,7 @@ "05-title", "05-01", "05-04", + "05-06", "05-09", "05-11", "05-13",