auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 15:03:38 +08:00 committed by root
parent 5a4f96ab63
commit d33306a398
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
N'iza n'iza mino fa i Jesosy no Kristy naterak'Andriamanitra, ary n'iza n'iza te ny Ray ihany kô de te ny zanaka naterany. No zany no afantarantsika fa tentsika reo zanak'Andriamanitra: rafa te an'Andriamanitra sy magnatanteraka reo didiny tsika.
N'iza n'iza mino fa i Jesosy no Kristy naterak'Andriamanitra, ary n'iza n'iza te ny Ray ihany kô de te ny zanaka naterany. No zany no afantarantsika fa tentsika reo zanak'Andriamanitra: rafa te an'Andriamanitra sy magnatanteraka reo didiny tsika. Satria zany no fitiavana ho an'Andriamanitra de ny hagnatanterantsika reo didiny. Ary reo didiny de tsy mavesatra.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa ny ôla daôly ze naterak'Andriamanitra de mandresy an'zao tontolo zao. Ary zany de fandresena ze efa nandresy an'zao tontolo zao: ny finôntsika.