auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 06:20:15 +08:00 committed by root
parent 58ad58ee0f
commit c77c301fe4
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zao no hafatra ze efa reigninay avy tamin'azy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra de fazavana, ary akao amin'Azy de tsy misy haizina mihitsy. Raha milaza tsika fa managna fifandraisana amin'Azy ary mande akao agnatin'ny haizigna, de mandenga tsika ary tsy magnano ny marina. Kanefa raha mande akao amin'ny fazavana tsika ôtran'Azy, de managna fifandraisana amin'ny tsiraikarai
Zao no hafatra ze efa reigninay avy tamin'azy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra de fazavana, ary akao amin'Azy de tsy misy haizina mihitsy. Raha milaza tsika fa managna fifandraisana amin'Azy ary mande akao agnatin'ny haizigna, de mandenga tsika ary tsy magnano ny marina. Kanefa raha mande akao amin'ny fazavana tsika ôtran'Azy, de managna fifandraisana amin'ny tsiraikaraika avy tsika, ary ny ràn'i Jesosy Zanany no manadio antsika amin'ny fahotana daôly.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Raha milaza tsika fa tsy manam-pahotana, de mamitaka ny tegnantsika tsika, ary ny famarinana