From 9f16c65df80b4dac58a0d92c8364a4558cc29a4a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 17:21:14 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 03/04.txt | 2 +- 03/07.txt | 2 +- 03/09.txt | 2 +- 03/13.txt | 2 +- 03/16.txt | 2 +- 5 files changed, 5 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/03/04.txt b/03/04.txt index ee84f63..f1661d1 100644 --- a/03/04.txt +++ b/03/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 Reo ze manota de magnano ze tsy ara-dalàna; fa ny fahotana de tsy ara-dalàna. Nareo de mafantatra fa i Kristy de nambara mba hagnala an'reo fahotana, ary akao amin'azy de tsy misy fahotana. Tsisy ôla ze mitoetra akao amin'azy ka mbola hanota hatraigny. Tsisy ôla mbola manota natazagna an'Azy na nafantatra an'Azy. \ No newline at end of file +\v 4 Reo ze manota de magnano ze tsy ara-dalàna; fa ny fahotana de tsy ara-dalàna.\v 5 Nareo de mafantatra fa i Kristy de nambara mba hagnala an'reo fahotana, ary akao amin'azy de tsy misy fahotana. \v 6 Tsisy ôla ze mitoetra akao amin'azy ka mbola hanota hatraigny. Tsisy ôla mbola manota natazagna an'Azy na nafantatra an'Azy. \ No newline at end of file diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt index 5e891f4..d2aecbf 100644 --- a/03/07.txt +++ b/03/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Ry zanaka malala, aza avela hisy ôla hamitaka an'nareo. Le raika ze magnano ny famarinana de marina, salan'ny mahamarina an'i Kristy. Le manota de avy amin'ny devoly, fa ny devolo de nanota hatraigny am-pendohana. No zany antony zany ny Zanak'Andriamanitra de nabôgna mba hafahany mamotika an'reo asan'ny devoly. \ No newline at end of file +\v 7 Ry zanaka malala, aza avela hisy ôla hamitaka an'nareo. Le raika ze magnano ny famarinana de marina, salan'ny mahamarina an'i Kristy. \v 8 Le manota de avy amin'ny devoly, fa ny devolo de nanota hatraigny am-pendohana. No zany antony zany ny Zanak'Andriamanitra de nabôgna mba hafahany mamotika an'reo asan'ny devoly. \ No newline at end of file diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index d19f539..84284b0 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 N'iza n'iza naterak'Andriamanitra de tsy hanohy ny fahotana satria ny vô avy tamin'Andriamanitra de mitoetra akao amin'Azy. Tsy afaka manohy ny fahotana izy satria naterak'Andriamanitra. Akao am'zany no hampisehôna reo zanak'Andriamanitra sy reo zanaky ny devoly. N'iza n'iza tsy magnano ny marina de tsy avy amin'Andriamanitra; na raika ze tsy te ny rahalany ihany kô aza. \ No newline at end of file +\v 9 N'iza n'iza naterak'Andriamanitra de tsy hanohy ny fahotana satria ny vô avy tamin'Andriamanitra de mitoetra akao amin'Azy. Tsy afaka manohy ny fahotana izy satria naterak'Andriamanitra. \v 10 Akao am'zany no hampisehôna reo zanak'Andriamanitra sy reo zanaky ny devoly. N'iza n'iza tsy magnano ny marina de tsy avy amin'Andriamanitra; na raika ze tsy te ny rahalany ihany kô aza. \ No newline at end of file diff --git a/03/13.txt b/03/13.txt index 089e09b..e6860a5 100644 --- a/03/13.txt +++ b/03/13.txt @@ -1 +1 @@ -Aza gaga, ry rahalako, raha mankahala an'nareo ny tany. Fantatsika fa efa niala tamin'ny fafatesana mankeigny amin'ny fiaignana tsika, satria te an'reo rahalany tsika. Ze tsy te de mitôtra aigny amin'ny fafatesana. Ze mankahala ny rahalany de mpamono ôla. Fantatrareo fa tsy misy mpamono ôla managna fiaignana mandrakizay mitôtra akao amin'azy. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 \v 15 Aza gaga, ry rahalako, raha mankahala an'nareo ny tany. Fantatsika fa efa niala tamin'ny fafatesana mankeigny amin'ny fiaignana tsika, satria te an'reo rahalany tsika. Ze tsy te de mitôtra aigny amin'ny fafatesana. Ze mankahala ny rahalany de mpamono ôla. Fantatrareo fa tsy misy mpamono ôla managna fiaignana mandrakizay mitôtra akao amin'azy. \ No newline at end of file diff --git a/03/16.txt b/03/16.txt index ab6d7f2..9db56c2 100644 --- a/03/16.txt +++ b/03/16.txt @@ -1 +1 @@ -Am'zany no hafantarantsika ny fitiavana, satria Kristy nagnolotra ny aigny ho antsika. Tsika ihany kô de tokony magnolotra ny aigntsika ho an'reo rahala. Fa n'iza n'iza managna ny haren'zao tontolo zao, ka matazagna ny fasahiranan'ny rahalany, ry magnidy ny fony tsy hangoraka an'azy, amin'ny fomba manakôry no itoeran'ny fitiavan'Andriamanitra akao amin'azy? Ry zanako malalako, aoka tsika tsy hite amin'ny teny na ko amin'ny vava, fa amin'ny asa sy famarinana. \ No newline at end of file +\v 16 \v 17 \v 18 Am'zany no hafantarantsika ny fitiavana, satria Kristy nagnolotra ny aigny ho antsika. Tsika ihany kô de tokony magnolotra ny aigntsika ho an'reo rahala. Fa n'iza n'iza managna ny haren'zao tontolo zao, ka matazagna ny fasahiranan'ny rahalany, ry magnidy ny fony tsy hangoraka an'azy, amin'ny fomba manakôry no itoeran'ny fitiavan'Andriamanitra akao amin'azy? Ry zanako malalako, aoka tsika tsy hite amin'ny teny na ko amin'ny vava, fa amin'ny asa sy famarinana. \ No newline at end of file