auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 15:58:58 +08:00 committed by root
parent 89d51c7257
commit 8f5a00e3ae
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Efa nagnoratra reto ra reto ho an'nareo za mba hafantaranareo fa managna ny fiaignana mandrakizay nareo ho an'nareo ze mino ny agnaran'ny Zanak'Andriamanitra. Ôtran'zany ihany kô; zao no fifagnekena ze anagnantsika akeo agnatrehany, fa na ino na ino angatantsika araka ny sitrapony, de mareigny antsika Izy.
Efa nagnoratra reto ra reto ho an'nareo za mba hafantaranareo fa managna ny fiaignana mandrakizay nareo ho an'nareo ze mino ny agnaran'ny Zanak'Andriamanitra. Ôtran'zany ihany kô; zao no fifagnekena ze anagnantsika akeo agnatrehany, fa na ino na ino angatantsika araka ny sitrapony, de mareigny antsika Izy. Ôtran'zany ihany kô, raha fantantsika fa mareingy antsika Aminy-de fantantsika fa azontsika ze daôly nangatantsika tamin'azy.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Raha misy ôla raika mahita ny rahal