auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 15:03:38 +08:00 committed by root
parent 811394deff
commit 6870d6d4aa
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zany ny fitiavan'Andriamanitra de nambara tamintsika, fa Andriamanitra de nandefa ny Zanany là tokana ho an'zao tontolo zao mba ho velona no Izy tsika. Akao am'zany fitiavana zany, tsy ny fitiavantsika an'Andriamanitra, fa ny f
No zany ny fitiavan'Andriamanitra de nambara tamintsika, fa Andriamanitra de nandefa ny Zanany là tokana ho an'zao tontolo zao mba ho velona no Izy tsika. Akao am'zany fitiavana zany, tsy ny fitiavantsika an'Andriamanitra, fa ny nitiavany antsika, ary ny nandefasany ny Zanany là ho fagnavotana reo fahotantsika.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ry malala, raha te lôtra antsika Andriamanitra, de tokony hifankate ihany kô tsika. Tsy mbola nisy natazagna an'Andriamanitra. Fa raha mifankate tsika, de mitôtra akao amintsika Andriamanitra ary ny fitia