From 577a692eddc4e8efbae9068e2572c68001bfe0c9 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Tue, 9 Jun 2020 15:42:43 +0300 Subject: [PATCH] Tue Jun 09 2020 15:42:43 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 05/06.txt | 2 +- manifest.json | 1 - 2 files changed, 1 insertion(+), 2 deletions(-) diff --git a/05/06.txt b/05/06.txt index f601ba4..2009338 100644 --- a/05/06.txt +++ b/05/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 Zany de le tonga tamin'ny rano sy rà: Jesosy Kristy. Izy de tonga tsy tamin'ny rano ihany, fa tamin'ny rano sy rà. \v 7 Fa misy telo ze mijoro vavolombelona: \v 8 Ny Fagna, ny rano, ary ny rà. Reo telo reo de mifanaraka. (Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky ôtran'zao: "Fa misy telo ze mijoro vavolombelona aigny an-dagnitra: ny Ray, sy ny Teny, ary ny Fanahy Masina; ary reo telo reo de raika. Ary misy telo ze mijoro vavolombelona aketo ambonin'ny tany: Ny Fagna, ny rano, ary ny rà; ary reo telo reo de ôtran'ny raika." Na zany aza, reo dikan-teny tsara indrindra de tsy mivaky salan'zany.) \ No newline at end of file +\v 6 Zany de le tonga tamin'ny rano sy rà: Jesosy Kristy. Izy de tonga tsy tamin'ny rano ihany, fa tamin'ny rano sy rà. \v 7 Fa misy telo ze mijoro vavolombelona: \v 8 Ny Fagna, ny rano, ary ny rà. Reo telo reo de mifanaraka. [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky ôtran'zao: "Fa misy telo ze mijoro vavolombelona aigny an-dagnitra: ny Ray, sy ny Teny, ary ny Fanahy Masina; ary reo telo reo de raika. Ary misy telo ze mijoro vavolombelona aketo ambonin'ny tany: Ny Fagna, ny rano, ary ny rà; ary reo telo reo de ôtran'ny raika." Na zany aza, reo dikan-teny tsara indrindra de tsy mivaky salan'zany.] \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 799b882..ec6d2d9 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -78,7 +78,6 @@ "05-title", "05-01", "05-04", - "05-06", "05-09", "05-11", "05-13",