auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 06:20:15 +08:00 committed by root
parent 36c9052aaf
commit 4d573dc3dd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ho an'nareo, le hosotra ze noraisinareo avy tamin'Azy de hitoetra akao aminareo, ary nareo de tsy mila ôla mampianatra an'nareo. Fa salan'ze nampenarin'ny fagnosorana an'nareo ny ra daôly de marina ary tsy lainga, ary salan'ze efa nampenarin'zany nareo, de mitôtra akao amin'Azy. Am'zao, ry zanaka malala, mitoetra akao amin'Azy, rafa mibôgna Izy, de hanagna fasahiana tsika ary tsy ho menatra akeo agnatrehany amin'ny feviany. Raha fantatrareo fa izy no marina, fa tantatrareo fa ze daôly magnano ny mety
Fa ho an'nareo, le hosotra ze noraisinareo avy tamin'Azy de hitoetra akao aminareo, ary nareo de tsy mila ôla mampianatra an'nareo. Fa salan'ze nampenarin'ny fagnosorana an'nareo ny ra daôly de marina ary tsy lainga, ary salan'ze efa nampenarin'zany nareo, de mitôtra akao amin'Azy. Am'zao, ry zanaka malala, mitoetra akao amin'Azy, rafa mibôgna Izy, de hanagna fasahiana tsika ary tsy ho menatra akeo agnatrehany amin'ny feviany. Raha fantatrareo fa izy no marina, fa tantatrareo fa ze daôly magnano ny mety de teraka tamin'Azy.