From 4a5cddd8bcb1a89bab5b43cbf6c259011a63e4b8 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sat, 23 May 2020 06:20:15 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 02/12.txt | 2 +- 02/15.txt | 2 +- 02/18.txt | 2 +- 02/20.txt | 2 +- 02/22.txt | 2 +- 02/24.txt | 2 +- 02/27.txt | 2 +- 03/01.txt | 1 + 03/title.txt | 1 + 9 files changed, 9 insertions(+), 7 deletions(-) create mode 100644 03/01.txt create mode 100644 03/title.txt diff --git a/02/12.txt b/02/12.txt index 53fb0b1..a57f661 100644 --- a/02/12.txt +++ b/02/12.txt @@ -1 +1 @@ -Manoratra ho an'nareo za, ry zanaka malala, satria reo fahotanareo de vôvela non'ny agnarany. Manoratra ho an'nareo za, ry ray, satria fantatrareo le raika avy amin'ny fendohana. Manoratra ho an'nareo za, ry gaogna, satria noresenareo le ratsy. Efa nanoratra ho an'nareo za, ry zaza madinika, satria nareo de mafantatra ny Ray. Efa nanoratra ho an'nareo za, ry ray, satria fantatrareo le avy amin'ny fendohana. Efa nanoratra ho an'nareo za, ry gaogna satria mafy nareo, ary ny tenin'Andriamanitra de mitôtra akao aminareo, ary nareo de efa nandesy le ratsy. \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 \v 14 Manoratra ho an'nareo za, ry zanaka malala, satria reo fahotanareo de vôvela non'ny agnarany. Manoratra ho an'nareo za, ry ray, satria fantatrareo le raika avy amin'ny fendohana. Manoratra ho an'nareo za, ry gaogna, satria noresenareo le ratsy. Efa nanoratra ho an'nareo za, ry zaza madinika, satria nareo de mafantatra ny Ray. Efa nanoratra ho an'nareo za, ry ray, satria fantatrareo le avy amin'ny fendohana. Efa nanoratra ho an'nareo za, ry gaogna satria mafy nareo, ary ny tenin'Andriamanitra de mitôtra akao aminareo, ary nareo de efa nandesy le ratsy. \ No newline at end of file diff --git a/02/15.txt b/02/15.txt index 788ba60..a20255c 100644 --- a/02/15.txt +++ b/02/15.txt @@ -1 +1 @@ -Aza mitia an'zao tontolo zao na reo ra akeo amin'azy. Raha misy mitia an'zao tontolo zao, de tsy akao amin'azy ny fitiavan'ny Ray. Fa ny ra daôly ze akao am'zao tontolo zao de ny filan'ny nofo, ny filan'ny maso, ary ny fieboebon'ny fiaignana ze tsy avy amin'ny Ray fa avy am'zao tontolo zao. Zao tontolo zao sy ny filany de mandalo. Fa n'iza n'iza magnano ny sitrapon'Andriamanitra de hitoetra mandrakizay. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 \v 17 Aza mitia an'zao tontolo zao na reo ra akeo amin'azy. Raha misy mitia an'zao tontolo zao, de tsy akao amin'azy ny fitiavan'ny Ray. Fa ny ra daôly ze akao am'zao tontolo zao de ny filan'ny nofo, ny filan'ny maso, ary ny fieboebon'ny fiaignana ze tsy avy amin'ny Ray fa avy am'zao tontolo zao. Zao tontolo zao sy ny filany de mandalo. Fa n'iza n'iza magnano ny sitrapon'Andriamanitra de hitoetra mandrakizay. \ No newline at end of file diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt index 63ab3fa..1f34ba6 100644 --- a/02/18.txt +++ b/02/18.txt @@ -1 +1 @@ -Ry zaza madinika, ty no ora farany. Ôtran'ny efa reigninareo fa ho avy ny anti-Kristy, am'zao maro reo anti-Kristy ze efa tonga. Am'zany no afantarantsika fa tsy no ora farany. Niala tamintsika zareo, kanefa tsy avy amintsika. Fa raha tamintsika zareo de nitoetra niaraka tamintsika. Fa rafa niala zareo, de nampiseho fa tsy tamintsika. \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 Ry zaza madinika, ty no ora farany. Ôtran'ny efa reigninareo fa ho avy ny anti-Kristy, am'zao maro reo anti-Kristy ze efa tonga. Am'zany no afantarantsika fa tsy no ora farany. Niala tamintsika zareo, kanefa tsy avy amintsika. Fa raha tamintsika zareo de nitoetra niaraka tamintsika. Fa rafa niala zareo, de nampiseho fa tsy tamintsika. \ No newline at end of file diff --git a/02/20.txt b/02/20.txt index 1aa89ab..2e4bd6f 100644 --- a/02/20.txt +++ b/02/20.txt @@ -1 +1 @@ -Fa managna fagnosorana avy am'le Masina nareo, ary fantatrareo daôly ny marina. (Fagnamarinana: misy dikan-teny hafa sasagny vaovao ze mivaky hoe: "Managna ny falalana daôly nareo." Ny dikan-teny sasagny talô de mivaky hoe: 'Ary fantatrareo ny ra daôly.") Tsy nanoratra ho an'nareo za satria nareo de tsy mahalala ny marina, fa satria fantatrareo zany ary tsy misy lainga avy amin'ny marina. \ No newline at end of file +\v 20 \v 21 Fa managna fagnosorana avy am'le Masina nareo, ary fantatrareo daôly ny marina. (Fagnamarinana: misy dikan-teny hafa sasagny vaovao ze mivaky hoe: "Managna ny falalana daôly nareo." Ny dikan-teny sasagny talô de mivaky hoe: 'Ary fantatrareo ny ra daôly.") Tsy nanoratra ho an'nareo za satria nareo de tsy mahalala ny marina, fa satria fantatrareo zany ary tsy misy lainga avy amin'ny marina. \ No newline at end of file diff --git a/02/22.txt b/02/22.txt index 3e48650..e55d0ec 100644 --- a/02/22.txt +++ b/02/22.txt @@ -1 +1 @@ -Iza no mpandainga fa tsy le raika ze mandà fa i Jesosy no Kristy? Zany ôla zany de le anti-Kristy, rafa mandà ny Ray sy ny Zanaka izy. Tsy misy ôla ze mandà ny Zanaka ka hanagna ny Ray. N'iza n'iza magneky ny Zanaka de managna ny Ray. \ No newline at end of file +\v 22 \v 23 Iza no mpandainga fa tsy le raika ze mandà fa i Jesosy no Kristy? Zany ôla zany de le anti-Kristy, rafa mandà ny Ray sy ny Zanaka izy. Tsy misy ôla ze mandà ny Zanaka ka hanagna ny Ray. N'iza n'iza magneky ny Zanaka de managna ny Ray. \ No newline at end of file diff --git a/02/24.txt b/02/24.txt index f6ec333..0e660ae 100644 --- a/02/24.txt +++ b/02/24.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ho an'nareo, aoka ze reigninareo hatramin'ny fedohana hitoetra akao aminareo. Raha ze reigninareo hatramin'ny fedohana no mitoetra akao aminareo, de hitoetra akao amin'ny Zanaka sy akao amin'ny Ray ihany kô nareo. Zany no fampanantenana nomeny antsika: de ny fiaignana mandrakizay. Efa nanoratra an'zany ra zany ho an'nareo za momban'reo ze hitondra an'nareo amin'ny lalan-diso. \ No newline at end of file +\v 24 \v 25 \v 26 Fa ho an'nareo, aoka ze reigninareo hatramin'ny fedohana hitoetra akao aminareo. Raha ze reigninareo hatramin'ny fedohana no mitoetra akao aminareo, de hitoetra akao amin'ny Zanaka sy akao amin'ny Ray ihany kô nareo. Zany no fampanantenana nomeny antsika: de ny fiaignana mandrakizay. Efa nanoratra an'zany ra zany ho an'nareo za momban'reo ze hitondra an'nareo amin'ny lalan-diso. \ No newline at end of file diff --git a/02/27.txt b/02/27.txt index 88c1f6d..4698634 100644 --- a/02/27.txt +++ b/02/27.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ho an'nareo, le hosotra ze noraisinareo avy tamin'Azy de hitoetra akao aminareo, ary nareo de tsy mila ôla mampianatra an'nareo. Fa salan'ze nampenarin'ny fagnosorana an'nareo ny ra daôly de marina ary tsy lainga, ary salan'ze efa nampenarin'zany nareo, de mitôtra akao amin'Azy. Am'zao, ry zanaka malala, mitoetra akao amin'Azy, rafa mibôgna Izy, de hanagna fasahiana tsika ary tsy ho menatra akeo agnatrehany amin'ny feviany. Raha fantatrareo fa izy no marina, fa tantatrareo fa ze daôly magnano ny mety de teraka tamin'Azy. \ No newline at end of file +\v 27 \v 28 \v 29 Fa ho an'nareo, le hosotra ze noraisinareo avy tamin'Azy de hitoetra akao aminareo, ary nareo de tsy mila ôla mampianatra an'nareo. Fa salan'ze nampenarin'ny fagnosorana an'nareo ny ra daôly de marina ary tsy lainga, ary salan'ze efa nampenarin'zany nareo, de mitôtra akao amin'Azy. Am'zao, ry zanaka malala, mitoetra akao amin'Azy, rafa mibôgna Izy, de hanagna fasahiana tsika ary tsy ho menatra akeo agnatrehany amin'ny feviany. Raha fantatrareo fa izy no marina, fa tantatrareo fa ze daôly magnano ny mety de teraka tamin'Azy. \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt new file mode 100644 index 0000000..c5990ce --- /dev/null +++ b/03/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +Salan'ino ny fitiavana nomen'ny Ray antsika, mba hentsovana antsika hoe zanak'Andriamanitra, ary zany tsika. No zany antony zany, zao tontolo zao de tsy mafantatra antsika, satria tsy mafantatra \ No newline at end of file diff --git a/03/title.txt b/03/title.txt new file mode 100644 index 0000000..0aad68b --- /dev/null +++ b/03/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 3 \ No newline at end of file