auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 15:03:38 +08:00 committed by root
parent e48064bbb0
commit 39dbdd89fd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha misy ôla raika mahita ny rahalany magnano fahotana ze tsy miteraka fafatesana, tsy maintsy mivavaka izy, ary Andriamanitra de hagnome fiaignana ho an'azy. Za
Raha misy ôla raika mahita ny rahalany magnano fahotana ze tsy miteraka fafatesana, tsy maintsy mivavaka izy, ary Andriamanitra de hagnome fiaignana ho an'azy. Za de mampità reo ze managna fahotana tsy miteraka fafatesana. Misy fahotana ze miteraka hafatesana; tsy mety za hoe tokony hivavaka am'zany izy. Ny tsy famarinana de fahotana, nefa misy faho