auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 15:03:38 +08:00 committed by root
parent 14b6d21e32
commit 265dfaa806
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitia tsika satria Andriamanitra nite antsika vôlôny. Raha misy ôla miteny hoe: "Teko Andriamanitra" nefa mankahala ny rahalany, de mpandainga izy. Fa le raika ze tsy mite ny rahalany, ze ta
Mitia tsika satria Andriamanitra nite antsika vôlôny. Raha misy ôla miteny hoe: "Teko Andriamanitra" nefa mankahala ny rahalany, de mpandainga izy. Fa le raika ze tsy mite ny rahalany, ze hitany de tsy afaka ny hite an'Andriamanitra, ze tsy hitany. Ary zany ihany kô no didy ze anagnantsika avy amin'Azy: N'iza n'iza mitia an'Andriamanitra de tsy maintsy mitia ny rahalany ihany kô.