plt-x-sihanaka_1co_text_reg/12/09.txt

1 line
586 B
Plaintext

\v 9 \v 10 \v 11 Ho an'ny raika hafa no nagnomezana ny finoana tamin'ny alalan'ny Fanahy raika, ary ho an'ny raika hafa reo fagnomezam-pahasoavana hagnasitrana amin'ny alalan'ny Fanahy raika. Ho an'ny raika hafa no nagnomezana an'reo asan'ny hery, ary ho an'ny raika hafa faminagnena. Ho an'ny raika hafa de namena ny fahafana magnavaka reo fanahy, ho an'ny raika hafa reo karazana fiteny samihafa, ary ho an'ny raika hafa ny fandikana teny. Fa ny Fanahy raika fôgna no miasa akao am'zany ra daôly zany, magnome an'reo fagnomezam-panahy ho an'ny ôla isanisany avy, araka ze nofidiny.