plt-x-sihanaka_1co_text_reg/12/04.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 4 Ary misy fanomezam-panahy samihafa, fa Fanahy raika fôna. \v 5 Misy fagnompôna samihafa, fa Tompo raika fôgna;\v 6 ary misy karazan'asa samihafa, fa Andriamanitra raika fôgna no magnano an'azy reo ho azo atao amin'ny tsiraikaraika.