plt-x-sihanaka_1co_text_reg/05/03.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 3 Fa na de tsy akeo ara-batana aza za nefa de akeo ara-panahy, de efa nitsara sahady le raika ze nagnano an'zany, salan'ny hoe takeo za. \v 4 Rafa miara-mivory amin'ny agnaran'i Jesosy Tompotsika anareo, ary ny fanahiko de akao amin'ny herin'i Jesosy Tompotsika, de efa nitsara io ôla io sahady za. \v 5 Nataoko zany mbô hagnomezako zany leila zany ho an'i Satana, ho fanilbana ny nofo, mbô ho vôvonjy ny fanahiny amin'ny andron'ny Tompo.