plt-x-sihanaka_1co_text_reg/05/01.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 1 Zahay de naregny tatitra fa misy fijangajangna aketo aminareo, karazagna fitondran-tegna tsy mendrika ze tsy azo atao mitsy akeo am'reo Jentlisa. Ny tatitra de hoe misy raika aminareo miray fandrena tamin'ny vadin-drainy. \v 2 Anareo de tegna miavignavogna! Fa tsy tokony alaelo ma anareo? Ny raika ze magnano an'zany de tsy maintsy alàna aketo aminareo.