plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/34.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 34 Ny vevavy de tokony hotazogna fanginana akao am-pengonana. Satria tsy mahazo alalana hiteny zareo. Fa kosa, tokony hagnaiky zareo, salan'ny ambaran'ny lalàna.\v 35 Raha misy irian'jareo hianarana, avelao hanontany ny vadiny aigny an-trano izy reo. Fa mamenatra ho an'ny vevavy ny miteny akao am-pengonana. \v 36 Avy aminareo ma no neven'ny tenin'Andriamanitra? Anareo rerika ma no vôkasik'zany?