plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/24.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 24 Fa raha naminagny avokô nareo daôly ka nisy tsy mpino na vahiny niditra, de ho resy lahatra amin'ze daôly regneny izy. Ho tsariana amin'ny alalan'ze daôly vôlaza izy. \v 25 Ho ambara ny tsiambaratelo akao am-pony. Vokatr'zany, hekoka izy ary hisôtra an'Andriamanitra. Hanambara izy fa tegna akeo aminareo Andriamanitra.