plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/17.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 17 Fa agnatin'reo torolalana magnaraka, de tsy midera an'nareo za. Fa rafa miara-tonga anareo, de tsy ho amin'ny tsara zany fa ho amin'ny ratsy ndrindraka. \v 18 Fa tamin'ny vôlôny ndrindra, de reigniko fa rafa miaraka miangona akao amin'ny fiangonana anareo, de misy fizarazarana akeo aminareo, ary mino an'zany amin'ny ampahany za. \v 19 Fa tsy maintsy misy fitsitokotokona akeo aminareo, mba hankasitrana akeo aminareo reo ze nekena.