plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/07.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 7 Aza manompo sampy, ôtran'ny sasany tamin-jareo. Zany de araka ze vôsoratra hoe: "Reo ôla nipetraka mba hihinana sy hisotro, ary nitsangana mba hilalao." \v 8 Ôka tsika tsy hijangajanga,salan'ny nataon'ny maro tamin-jareo. Takao agnatin'ny iray andro, de ôla telo arivo sy roa aligna no maty noho ny am'zany.