plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/10.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 10 Ary ho an'reo ze tsy manambady de magnome zao didy zao za - tsy za, fa ny Tompo - ny vevavy de tsy tokony hisaraka amin'ny vadiny, \v 11 (fa raha ôtrany ka misaraka amin'ny vadiny izy, de tokony hijanona tsy hanambady na kô miverigna mifanaraka amin'ny vadiny) - ary ny leila de tsy tokony hisaraka amin'ny vadiny.