plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/03.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 3 Ny leila de tokony hagnome reo zo ara-panambadena ho an'vadiny, ary ôtran'zany kô ny vevavy ho an'ny vadiny. \v 4 Tsy ny vevavy no managna fahefana amin'ny vatany manokana, fa ny vadiny. Ôtran'zany kô, tsy ny leila no managna fahefana amin'ny vatany manokana, fa ny vadiny no managna.