|
\v 14 \v 15 Andriamanitra de efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika kô amin'ny heriny. Moa tsy hainareo ma fa ny tegnanareo de rantsambatan'i Kristy? Ka oentiko ma zany reo ratsam-batan'i Kristy ary ampiraika an-jareo amin'ny mpivaro-tegna? Mbô tsy hisy ane zany! |