plt-x-sihanaka_1co_text_reg/06/12.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 12 \v 13 "Ny ra daôly de ara-dalàna amina," fa tsy ny ra daôly no mahasoa." Ny ra daôly de ara-dalàna amina," fa tsy ho andevozin'ny raika amin'reo za. "Ny hahanina de ho an'ny kibo, ary kibo natao ho an'ny hanina," fa Andriamanitra de hagnafôgna an'azy rôy reo. Ny tegna tsy natao ho an'ny fijangajangana. Fa kosa, ny tegna, natao ho an'ny Tompo, ary ny Tompo de hagnome ho an'ny tegna.