plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/14.txt

1 line
336 B
Plaintext

Zà de ty nanoratra reo ra reo mba hahamenatra anareo, fa manitsy anareo salan'ny zanaka malalako. Fa na de magnana mpiambina rai-alina akao amin'i Kristy aza anareo, de tsy magnana ray betsaka be. Fa za de lasa rainareoe akao amin'i Kristy Jesosy tamin'ny alalan'ny filazantsara. No zany de mamporisika anareo za mba ho mpaka-ôtranà.