plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/06.txt

1 line
506 B
Plaintext

Amin'zao fotôgna zao, ry rahalà, nampiatra reo fitsipika reo taminà sy tamin'i Apolosy za non'ny aminareo, mba hafanareo mianatra avy aminay ny dikan'ny fitenenana hoe: "Aza mande miôtra ze vôsoratra." Zany de mba tsy hisy raika aminareo hieboebo ny amin'ny fankasitrana ny raika nony hafa. Fa iza no maita fasamihafana akeo aminareo sy reo hafa? Ino no anagnanareo ka tsy noraisinareo maimaimpôgna? Raha nandray zany maimaimpôgna anareo, naôgna anareo no mieboebo ôtran'ny tsy nagnano salan'zany?