plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/10.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 10 Araka ny fasoavan' Andrimanitra ze namena ana ôtran'ny mpagnano tragno mahay, de nametraka ny fototra za ary ny sasagny no nagnorina akeo amboniny. Fa ôka ny leila tsiraikaraika hitandrina ny amin'ny fomba hagnorenany akeo am'zany.\v 11 Fa tsy misy ôla mametraka fototra afa-tsy le raika ze napetraka, zany hoe, Jesosy Kristy.