plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/03.txt

1 line
457 B
Plaintext

\v 3 Satria anareo mbola araka ny nofo. Fa na aiza misy fahasarotam-piaro sy fifandirana akeo aminareo, de tsy miaigna araky ny nofo ma anareo, ary tsy mande araka ny maha-ôlombela?\v 4 Fa rafa misy raika mitare hoe: " Za magnraka an'i Paoly," ary ny raika mitare hoe: "Za magnaraka an'i Apolosy," de tsy miaigna ôtran'ny ôlombela iany ma anareo? Iza ma Apolosy?\v 5 Ary iza Paoly? Mpanompo ze tamin''ny alalany no ninonareo, ze namen'ny Tompo asa avy.