plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/14.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 14 Misôtra an'Andriamanitra za fa tsisy nataoko batisa nareo, afa-tsy Krispo sy Gaio. \v 15 Zany de mba tsy hafan'iza miteny hoe tamin'ny agnarako no nagnanaovana batisa anareo. \v 16 (Za iany kô de nagnano batisa ny finakaven'i Stefanasy. Ny ankôtra ze tsy fantatro raha nagnano batisa ôla hafa za.)