plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/10.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 10 Ami'zao de mampirisika anareo za, ry ralà, amin'ny agnaran' Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraka nareo daôly, ary tsisy fisarana akeo aminareo. Mampirisika za mba hikambagna amin'ny saigna mitovy sy tanjogna mitovy nareo. \v 11 Fa efa natao mazava tamina, ry ralà, tamin'ny alalan'ny vahôkan'i Kloe fa misy fifampandanina akeo aminareo.