\v 56 Ny ota no fanindron'ny fafatesana, ary ny herin'ny ota de ny lalàna. \v 57 Fa isaorana Andriamanitra, ze magnome antsika ny fandresena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompotsika!