plt-x-sihanaka_1co_text_reg/15/50.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 50 Ary zao no taraviko, ry rahala, fa ny nofo aman-drà de tsy afaka handova ny fanjakan'Andriamanitra. Na ze mety simba handova ze tsy mety simba. \v 51 Indro! Zava-miafina no ho lazaiko an'nareo hoe: Tsy ho foaty avokoa tsika daôly, fa hovana avokoa tsika daôly.